|
|
|
|

Entry andrao
Part of speech adverb [Full list]
 Sao, sangoa, mba tsy: Ovao ny akanjonao andrao fantany ianao [1.1]
 See fandrao [1.7]
 Lest, peradventure, fear lest. Same as fandrao [1.2]
 Voir fandrao [1.8]
 De peur que [1.12]
Examples 
1Ka izany no anontaniako, fa andrao misy vaovao hoy izy. [2.366]
2Ka aza atosi-bohon-tanana izahay, fa andrao menatra manan-kavana ihany. [2.245]
Analogs  fandrao ~ mba ~ ndrao ~ sangoa

Entry andrao (andra)
Part of speech imperative of passive verb andraina [Full list]

Updated on 2022/05/02