| Entry | anao | ||||||
| Part of speech | pronoun | ||||||
| [Tanala] Ianao [1.78] | |||||||
| Mpisolo anarana misolo olona, enti-manolo ny ianao raha atao teny fameno: Mijery anao izy; na raha atao milaza tompon-javatra: Anao ve itỳ trano amoron-dalana itỳ satroka itỳ? [1.1] | |||||||
| Thee, thine, you, yours. Accusative and possessive case of hianao. (Fiji angao.) [1.2] | |||||||
| You (singular, as object); yours [1.7] | |||||||
| Toi, te, à toi, à ton tour. Tsy hanatona anao aho: je ne t'approcherai pas. Anao ity antsipika ity: ce couteau est à toi. Anao ny manamboatra io lalana io: c'est à toi à arranger ce chemin. Anao ho anao izany: c'est votre affaire. [1.3] | |||||||
| Te, toi. [1.5] | |||||||
| Vous (singulier - objet); vôtre. [1.8] | |||||||
| [Tanala]
Also Anô (pronom personnel complément - 2ème personne du singulier). 1. (sujet): tu, toi. 2. (complément): te, à toi. Izay fady natoroko anao izay: ces interdits que je t'ai enseignés [1.6] | |||||||
| Te Il tuo [1.18] | |||||||
| Examples |
| ||||||
| Analogs | ianao ~ -nao, -ao | ||||||
| Tables and plates | All the pronouns | ||||||
| Updated on 2023/06/17 |
|