|
|
|
|

Entry ananovina (anona)
Part of speech passive verb
 (anonovina na ananovina: itỳ faharoa no fampiasa kokoa) Atao toy izao na toy izao (tsy lazaina mazava ny fomba tiana hanaovana ilay zavatra, na noho ny hamaikana na noho ny tsy fitiavana hilaza mazava fotsiny): Ananovy kely ange io varavarana io, ry Koto a! [1.1]
Morphology 
Present : ananovina, ananoviko, ananovinao, ananoviny, ananovintsika, ananovinay, ananovinareo, ananovin', ananovin-, ananovim-, ananovi-
Past : nananovina, nananoviko, nananovinao, nananoviny, nananovintsika, nananovinay, nananovinareo, nananovin', nananovin-, nananovim-, nananovi-
Future : hananovina, hananoviko, hananovinao, hananoviny, hananovintsika, hananovinay, hananovinareo, hananovin', hananovin-, hananovim-, hananovi-
Imperative : ananovy
Other spellings 

Updated on 2023/01/20