| Entry |
ananana
(anana)
|
| Part of speech | passive verb
|
| | To be owned, to be possessed [1.7]
|
| | Qu'on possède [1.3, 1.8]
|
| | Qu'on a: Andriamanitra ni ihavian' ny zavatra rehetra ananantsika (C'est de Dieu que nous vient tout ce que nous possédons) [1.3]
|
| Examples |
| 1 | Kanefa tsy ananana izany sady tsy azo.
[2.346]
|
| 2 | ka mbola mipetraka amy ny tanin drazana, sy izay ananana kely eto.
[2.59]
|
|
| Morphology |
| Present : |
ananana,
ananako,
anananao,
ananany,
ananantsika,
anananay,
anananareo,
ananan',
ananan-,
ananam-,
anana- |
| Past : |
nananana,
nananako,
nanananao,
nananany,
nananantsika,
nanananay,
nanananareo,
nananan',
nananan-,
nananam-,
nanana- |
| Future : |
hananana,
hananako,
hanananao,
hananany,
hananantsika,
hanananay,
hanananareo,
hananan',
hananan-,
hananam-,
hanana- |
|
|
| Entry |
ananana
(anana)
|
| Part of speech | relative verb
|
| | Dont on a, sur qui on a une créance:
Ny voankazo tahaka ireny no ananako betsaka (J'ai beaucoup de fruits de cette espèce) ~
Ananako vola roapolo izy (J'ai sur lui une créance de vingt piastres, il me doit vingt piastres) [1.3]
|
| Morphology |
| Present : |
ananana,
ananako,
anananao,
ananany,
ananantsika,
anananay,
anananareo,
ananan',
ananan-,
ananam-,
anana- |
| Past : |
nananana,
nananako,
nanananao,
nananany,
nananantsika,
nanananay,
nanananareo,
nananan',
nananan-,
nananam-,
nanana- |
| Future : |
hananana,
hananako,
hanananao,
hananany,
hananantsika,
hanananay,
hanananareo,
hananan',
hananan-,
hananam-,
hanana- |
| Imperative : |
anano |
|
|
| Entry |
ananana
(hana)
|
| Part of speech | relative verb
|
| | [1.3]
|
| Morphology |
|
|