| Entry |
anamafaitra
|
| Part of speech | noun
|
| Elementary words | anana,
mafaitra |
| | Karazan' anana saika toy ny anamamy ngita kely, saingy mangidy aoka izany [1.1]
|
| | An esculent herb. Solanum nigram, L. [1.2]
|
| Vocabulary |
| Scientific name | Solanum nigram |
| Examples | Fady ny Rafantaka:
ny fantàka tsy ataina ; ny halana tsy aiditra ao an-trano raha mantsàka fa
avela eo alatrano; ny hanina antokoana tsy todirana (tsy andramana eo an-
tokoana fa entanina any ambany vao hanina); ny anantarika ; ny anamafaitra ;
ny anandrambo.
[2.48]
|
| Quotes |
|