|
|
|
|

Entry ampovoany (any, fo, voa, -ny)
Part of speech noun or adverb
 In the midst of, in the centre of, in the middle of, amidst [1.2]
 Le milieu, le centre
Au milieu, au centre [1.3]
Vocabulary 
Examples 
1Onisoa ao ampovoany, Vohidahy no renivohitra; [2.508]
2Nony tonga teo ampovoany, hono, dia nilentika tampoka ny lakana. [2.499]
3Fa ny any ampovoany, izay maty maty, izay velona velona, fa tsy misy hizaha sy hanome fanafody any. [2.472]
Synonyms afovoany
Analogs  anivo

Updated on 2022/03/14