| Entry | ampangaina (ampanga) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Tondroina ho nanao ratsy, torina: Ampangainao ho nanao izany aho, nefa tsy teto akory aho tamin' io fotoana io [1.1] | |||||||||
| To be accused of, to be charged with. [1.2] | |||||||||
| To be accused [1.7] | |||||||||
| Qu'on accuse, qu'on dénonce [1.8] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|