|
|
|
|

Entry ampalesina (ampaly)
Part of speech passive verb
 Lamaina amin' ny ampaly, izany hoe atao malambolambo tsara (fiteny amin' ny hazo, taolana, tandroka na ny metaly fotsiana koa aza
Enti-milaza zavatra hatsaraina fatratra ny filaza azy mba hahafinaritra ny mpihaino na mba tsy hanafintohina ny sasany
Miteny iray toa novankonina, miteny iray toa nampalesina: enti-milaza olona roa na maro samy mahay miteny, ka izay rehetra miseho mahavaky vava daholo, na dia tsy mitovy akory aza ny zavatra lazainy [1.1]
 To be smoothed with the ampaly leaves; fig. used of any business well arranged and conducted. [1.2]
 To be sandpapered [1.7]
 Qu'on polit au papier verre [1.8]
Morphology 
Present : ampalesina, ampalesiko, ampalesinao, ampalesiny, ampalesintsika, ampalesinay, ampalesinareo, ampalesin', ampalesin-, ampalesim-, ampalesi-
Past : nampalesina, nampalesiko, nampalesinao, nampalesiny, nampalesintsika, nampalesinay, nampalesinareo, nampalesin', nampalesin-, nampalesim-, nampalesi-
Future : hampalesina, hampalesiko, hampalesinao, hampalesiny, hampalesintsika, hampalesinay, hampalesinareo, hampalesin', hampalesin-, hampalesim-, hampalesi-
Imperative : ampaleso
Synonyms ampalina

Updated on 2023/01/20