|
|
|
|

Entry ampaha~
Part of speech prefix [Words with ampaha~]
 A prefix joined to numerals, making them into fractional parts, as ampaharoany, one half; ampahatelony, one third, etc. [1.2]
Examples Ary izay tokony ho anjaran' ny fitoerana masina ka notanany, dia haveriny mitongoa ny ampaha-diminy, ka homeny ny mpisorona. [2.996]

Entry ampaha
Part of speech noun
 Isa misy mpanondro sy mpanisa [1.13]
 Fraction [1.13]
Vocabulary 

Entry ampaha
Part of speech noun
  [Betsileo, Taimoro, Tanosy] Kary [1.78]
  [Sakalava] Saka dia mainty, izay kelikely vatana kokoa noho ny saka fahita andavanandro [1.1]
  [Provincial] The name of a cat run wild. See kary. [Swa. paka, a cat.] [1.2]
  [Tankarana] Chat sauvage. [1.19]
Vocabulary 

Updated on 2023/06/19