| Entry |
ambongadiny
(vongady, -ny)
|
| Part of speech | adverb
|
| | Amin' ny antontany na anentany be, mivaingana be na maro be, fa tsy tsikelikely na tsirairay [1.1]
|
| | At wholesale buying and selling [1.7]
|
| | Vente en gros [1.3]
|
| | En gros [1.8, 1.13]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Ohatrinona ny vidin' ny Malagasy atao ambongadiny?
[2.529]
|
| 2 | Navelan-dRavokatra tamin' ny namany ny varotra ambongadiny fanaony;
[2.470]
|
| 3 | ny varotra ambongadiny dia fivarotana zavatra betsaka indray mandeha, fa ny varotra antsinjarany kosa dia fivarotana zavatra tsipotehina madinidinika.
[2.436]
|
|
| Antonyms |
| Analogs |
vongadiny |
|