| Entry | ambiroa | |
| Part of speech | noun | |
| Karazana fanahy ambanimbany araka ny finoan' ny Ntaolo, toy ny avelo, saingy maharitra aorian' ny fahafatesana kosa; voalaza fa a) na dia mbola velona aza ny vatana dia mety hialan' ny ambiroa vetivety, ka avy amin' izany no nahatonga ireo fitenenana hoe: lasa ambiroa, mampody' ambiroa; b) na ny biby aza dia voalaza fa misy ambiroa; d) rehefa maty ny olona dia manan-toerana alehany ny ambiroa, dia anỳ Ambondrombe izany [1.1] | ||
| The ghost of the dead, the spirit of the living. [ar arruh.] See ombiroa. [1.2] | ||
| The "second soul"; a ghost [1.7] | ||
| La "seconde âme"; fantôme [1.8] | ||
| Vocabulary | ||
| Updated on 2023/08/11 |
|