|
|
|
|

Entry ambatrambatra (ambatra)
Part of speech adjective
 Fiakanakanana raha miteny, fiahotrahorana mova tsy ny vahobahotra mihitsy ny vava ka ny teny na ny fehezanteny tokony ho indray misosa manjary miraikidraikitra [1.1]
Synonyms ambatra

Entry ambatrambatra
Part of speech adjective
  [Betsimisaraka] Matsatso, zavatra tsy misy tsirony na koa tsy dia matsiro loatra [1.78]

Updated on 2023/01/20