| Examples |
| 1 | Ny tany ambadikin' i Manareza no resahan'ialahy!
[2.944]
|
| 2 | Dia nanakoako iny kabary tany ambadik'i Manareza iny, orimbato makadiry.
[2.298]
|
| 3 | sy Rasoherimanjaka izao, ambadikimanareza izany, ka raha misy manetsika izany, indrindra ka manetsika ny teny vita amin' izao anjakako izao, dia sazina ariary 100
[1.123]
|
| 4 | Ireny rehetra ireny dia efa nalevina in-jato mandifotr' olona, nariana any ambadik' i Manareza, ary lasa any amin' ny tany maizina.
[2.346]
|
|