| Entry | amalona | |
| Part of speech | noun | |
| Karazana hazandrano lavalava vatana malamalama, izay tsara hena fatratra. Ny amalona dia mety hahatratra 70 sm ny halavany; tsy azo hazaina izy raha mbola latsaka ny 30 sm. Ny amalona dia midina any andranomasina rehefa hanatody [1.1] | ||
| An eel. [Mal. malany(?).] [1.2] | ||
| An eel [1.7] | ||
| Anguille [1.3, 1.8] | ||
| Vocabulary | ||
| Examples | olo-matanjaka izany, mpaka amalona, mpaka akanga, mpaka tsipoy, mpaka orana.
[2.48] | |
| Derivatives |
| |
| Updated on 2023/06/06 |
|