|
|
|
|

Entry alonina (alona)
Part of speech passive verb
 Ananan' ny sasany alahelo noho ny soa azony na ananany: Nalonin' ny namako aho tamin' ny laharana ambony azoko tamin' ny fanadinana [1.1]
 To be envied [1.2, 1.7]
 Qu'on jalouse [1.8]
Morphology 
Present : alonina, aloniko, aloninao, aloniny, alonintsika, aloninay, aloninareo, alonin', alonin-, alonim-, aloni-
Past : nalonina, naloniko, naloninao, naloniny, nalonintsika, naloninay, naloninareo, nalonin', nalonin-, nalonim-, naloni-
Future : halonina, haloniko, haloninao, haloniny, halonintsika, haloninay, haloninareo, halonin', halonin-, halonim-, haloni-
Imperative : alony

Entry aloñina
Part of speech noun
  [Betsimisaraka] Fialan-tsasatra [1.78]

Updated on 2023/01/20