| Entry | alofo (lofo) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Ilazana ny omby natao loto na novonoina raha nisy maty taloha: Omby valo no nalofo tamin' ny nahafatesan' Itompokolahy Ranona [1.1] | |||||||||
| Examples | Manavinavy aho ity, ka raha tahiny aho dia lasa, dia afeno ato Ambatomanoina, ary ataovy ho ny omby alofo ahy afa-tsy izay omen' ny olona.
[1.436] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|