| Entry | alikaina (alika) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Tevatevaina, tsiratsiraina, alana baraka: Nalikalikain' ilay mpampiasa azy, hono, izy ka tsy maintsy mitory [1.1] | |||||||||
| To be abused, to be treated as if unworthy of respect. [1.2] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|