| Entry | alahelo | ||||||
| Part of speech | noun | ||||||
| Fahoriana, fijalian-tsaina amam-panahy: Latsaka ao anatin' ny alahelo lalina izy ~ Manala alahelo olona Fisehoana manjonitra: Endrey! izany alahelony nandre ny nahafatesan-dreniny! Hanina olon-tiana: Matin' alahelo mihitsy i reniny Sorisory, tsy fahafaliana, fitarainana: Niteraka alahelo ho azy ny teninao anikeheo ~ Raha ananan' olona alahelo ianao, mitadiava hihavana aminy [1.1] | |||||||
| Sorrow Poverty [1.2, 1.7] | |||||||
| Grief, depression of spirits, melancholy, dejection; longing after, grieving for Penury [1.2] | |||||||
| Affliction [1.7] | |||||||
| Tristesse, chagrin [1.8] | |||||||
| Vocabulary | |||||||
| Examples |
| ||||||
| Updated on 2023/07/31 |
|