|
|
|
|

Entry alaharo (lahatra)
Part of speech imperative of passive verb alahatra [Full list]
  [1.13]
  [1.3]
Examples 
1Alaharo tsara ny tavoahangy (Rangez bien les bouteilles) [1.3]
2Tsy nisy " alaharo, alaharo " fa tonga dia velona ny tifitra totohondry. [2.4]
3Alaharo telo ny harona milahatra telo, mba tsy hanahirana ny mpizara azy. [2.606]

Updated on 2025/04/17