| Entry | akotry | |
| Part of speech | noun | |
| Voam-bary tsy voatoto; ny vary tsy afa-kodiny: Be akotry izany vary izany [1.1] | ||
| Rice in the husk, paddy rice. [1.2] | ||
| Paddy or unhulled rice [1.7] | ||
| Riz en cosse, paddy [1.8] | ||
| Grain de riz, Oryza sativa L. (Poaceae), encore enveloppé de ses glumes ; "paddy". Voir vary [1.196] | ||
| Vocabulary | ||
| Scientific name | Oryza sativa | |
| Examples | Nitondra vary akotry avy any aminy avy ny olona.
[2.472] | |
| Updated on 2023/10/24 |
|