| Entry | akorotsaka (korotsaka) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Aidina; akoriana: Rano mahamay no nakorotsany tamin' ny lohako ~ Nakorotsaka tao an-dava-bary ny vary [1.1] | |||||||||
| Examples | Miempo ao ambaniny ny tendrombohitra, Ary mivava ny lohasaha, Tahaka ny savoka taninin' ny afo, Sy tahaka ny rano akorotsaka eny amin' ny hantsana.
[2.996] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/19 |
|