| Entry | akoriana (koriana) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Ampandehanina misosa miadana, asosa tsy misy manakantsakana: Nakorianan' ny Mpandahatra eny an-dohasaha ny rano mba hamelona ny biby sy ny zavamaniry Akorisa, akisaka: Akoriano hatreto io vato io raha voatosikareo [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/19 |
|