| Entry | akofoka (kofoka) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Hofokofohina, ahetsiketsika: Akofohy ny anana fa matetika misy bibin' anana Akopaka: Akofohy ny lamba fandiavana isa-maraina Kapohina: Nakofo-drainy ilay zazalahy fa naditra [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/19 |
|