| Entry | akivy (kivy) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Entina hanakivy, manaketraka [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | akivy | ||||||||
| Part of speech | noun | ||||||||
| [Taisaka] Sazy famaizana olon-dratsy ataon' ny olona amin' ny fokontany iray ka ahatany na ahibony tsy hifanerasera amin' ny olona ilay faizina [1.1] | |||||||||
| Examples | Afaka nandositra i Zanahary ka lasa tany Antongila sady nampanao akivy ny varotra rehetra nataon' ny Frantsay.
[2.508] | ||||||||
| Updated on 2023/01/06 |
|