| Entry | akepoka (kepoka) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Entina mikepoka, mikarepoka: Ny nify anoloana no nakepony ny taolana fa tsy ny vazana, ka tsy nahalaitra Hanina, lanina: Nakepony ny volako dia tsy niverina izy [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/19 |
|