| Entry |
akeky
|
| Part of speech | adverb
|
| | Voisin, proche, près, auprès: Akekin' ny tranoko ny azy (Sa maison est voisine de la mienne) ~ Akeky ihany ny alehako (Je vais tout près) ~ Akeky foana ny tranony (Sa maison est tout près) ~ Akeky lavitra ny tanàna (Le village est près, mais le chemin qui y mène est long) ~ Mipetraha eto akekiko (Asseyez-vous ici près de moi) [1.3]
|
| Examples |
| 1 | Ny zavatra ao akeky ny fantsakana
[2.48]
|
| 2 | dia akeky alakarabo andro vokatra
[2.48]
|
| 3 | Ary ny Borozany rehetra isam-paheniny, ary isam-pirazanana ao anatin'ny am-paheniny hiany izany, dia samy vory avokoa, ao amin'izay fotoana hiangonany, ao akeky ny fokony hiany
[2.59]
|
|
| Morphology |
| Simple : |
akeky,
akekiko,
akekinao,
akekiny,
akekintsika,
akekinay,
akekinareo,
akekin',
akekin-,
akekim- |
|
| Derivatives |
| Other spellings |
|