| Entry | ajoro (joro) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Atao mijoro, atsatoka: Ajoroy etsy an-joron-trano etsy ny tehinao Aorina, atsangana: Najoro omaly ny fikambananay [1.1] | |||||||||
| Atsangana ny fitaovam-pandrefesana hifanitsy amin'ny teboka iray [1.13] | |||||||||
| Mettre debout; mettre en station [1.13] | |||||||||
| Vocabulary | |||||||||
| Examples | Ho fanatanterahana izany dia tsy maintsy : ajoro ny seha-panabeazana mifandray sy mahomby, hatrany amin' ny fanabeazana fototra ka hatrany amin' ny fampianarana ambony;
[4.27] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/19 |
|