| Entry | ajojo (jojo) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Asosa moramora misononoka [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | Ajojo | ||||||||
| Part of speech | name (ethnonym) | ||||||||
| Nom donné aux Comorien(ne)s [1.5] | |||||||||
| Vocabulary | |||||||||
| Examples | Tamin' izaho nandalo tao Dar-Es-Salam, dia nahamarika fa maro ny Ajojo monina ao, ary misy milaza fa sambolay kely itony antsika no andehanan' ny Ajojo mankany Dar-Es-Salam?
[2.471] | ||||||||
| Synonyms | Kaomorianina ~ Marovanjo | ||||||||
| Updated on 2023/01/19 |
|