| Entry | aiditra (iditra) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Atsofoka ao anatin' ny...: Naiditro ny fanalahidy fa tsy nety Ampidirina, alatsaka: Naiditro ao amin' ilay sekoly ao akaikinay ny zanako [1.1] | |||||||||
| Used of that which is to be put in, or to be brought in, as a person brought into a house or room. [1.2] | |||||||||
| Qu'on fait entrer, pénétrer, qu'on introduit à qui on fait prendre le service, à qui on fait embrasser un métier, une profession Qu'on met comme ingrédient [1.3] | |||||||||
| Examples | Ary izaho hanao sikidy izay olona aiditra ao aminy
[2.48] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/19 |
|