| Entry | ahosy (hosy) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Entina mihosy: Tsy nahita omby ahosy ny tanimbarinay aho Enti-milaza ny zavatra asaina hosana: Ny tanimbarinay aloha hahosy vao ny anareo [1.1] | |||||||||
| Examples | Ka aza vonoi-maso ahosy ny razantsika fa an'olona anie itony tany itony, koa nomen'Andriamanitra antsika.
[2.298] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/19 |
|