| Entry | ahodidina (hodidina) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Atao manodidina, manapitra ny sisin-javatra iray ivelany rehetra: Nisy hady nahodidina ny tanàna taloha mba tsy hahafahan' ny fahavalo miditra ~ Ahodidino ny valahanao itỳ lamba itỳ [1.1] | |||||||||
| Examples |
| ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/19 |
|