| Entry | ahoaho (aho) | |
| Part of speech | noun | |
| Fahadonendrina, haketrenana, hateren-tsaina, tsy mahita afa-tsy ny an-tena. -- Mandray ny tovona mi: miahoaho, ahoahoina, iahoahoana; mpiahoaho, fiahoaho, fiahoahoana. -- Mitatra ny hevitry ny teny, ka ny hoe miahoaho dia ilazana koa ny vory betsaka, miretsidretsika, mamoaka feo tokana toa manoa hoe: "aho, aho". -- Miahoaho ny vavam-bahoaka ny amin-dRa... -- miresaka azy avokoa ny olona. [1.10] | ||
| Stupidity, dullness of apprehension. [1.2] | ||
| Derivatives |
| |
| Entry | ahoaho | |
| Part of speech | noun | |
| [Taisaka] Kiakiaka [1.78] | ||
| Derivatives |
| |
| Updated on 2023/01/19 |
|