| Entry | ahirina (hirina) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Ilazana ny olona efa ho faty izay akimpy ny masony: Nahirin-janany Rakoto nony ho faty [1.1] | |||||||||
| Examples | Mifandray tendro amin'ny poety maro eto i Dox raha milaza fa ny maso ahirina eto an-tany dia antenaina fa hihiratra any an-koatra;
[2.313] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/19 |
|