|
|
|
|

Entry ahasina (hasina)
Part of speech passive verb
 Omena hasina, ankatoavina ho masina: Nahasin' ny ambanilanitra tamin' ny volatsivaky ny mpanjaka fahiny rehefa tonga ny Fandroana [1.1]
 Used of that which is offered as hasina. [1.2]
 Avec quoi on attache une grâce, on bénit. [1.3]
Morphology 
Present : ahasina, ahasiko, ahasinao, ahasiny, ahasintsika, ahasinay, ahasinareo, ahasin', ahasin-, ahasim-, ahasi-
Past : nahasina, nahasiko, nahasinao, nahasiny, nahasintsika, nahasinay, nahasinareo, nahasin', nahasin-, nahasim-, nahasi-
Future : hahasina, hahasiko, hahasinao, hahasiny, hahasintsika, hahasinay, hahasinareo, hahasin', hahasin-, hahasim-, hahasi-
Imperative : ahasino

Entry ahasina (hasina)
Part of speech passive verb
 Aolana
Akivilivily, rotsirotsina: Ahasino io zozoro fa voky loatra [1.1]
 à tordre, à bercer [1.3]
Examples ny rofia ahasina ka tenomina tsy mba asian-tsorany toy ny jiafotsy, ka mavomavo tahaka ny sarika koa. [1.437]
Morphology 
Present : ahasina, ahasiko, ahasinao, ahasiny, ahasintsika, ahasinay, ahasinareo, ahasin', ahasin-, ahasim-, ahasi-
Past : nahasina, nahasiko, nahasinao, nahasiny, nahasintsika, nahasinay, nahasinareo, nahasin', nahasin-, nahasim-, nahasi-
Future : hahasina, hahasiko, hahasinao, hahasiny, hahasintsika, hahasinay, hahasinareo, hahasin', hahasin-, hahasim-, hahasi-
Imperative : ahasino

Updated on 2024/02/19