|
|
|
|

Entry ahantona (hantona)
Part of speech passive verb
 Apetaka amin' ny zavatra ambony toerana, dia avala hihevaheva, hikiraviravy; akiraviravy; akirazorazo: Ahantony kely ny satroko ~ Taloha nahantona no famonoana ny olona voaheloka ho faty
Atsahatra, aato: Nahantona kely aloha ny raharaha [1.1]
 To be hung or suspended; to be hanged [1.7]
 Qu'on pend, qu'on suspend [1.8]
Examples 
1dia ahantona eo amin' ny talaom-varavarambe. [2.857]
2ny rambony kosa dia ahantona ao ambonin' ny maty. [2.436]
Morphology 
Present : ahantona, ahantoko, ahantonao, ahantony, ahantontsika, ahantonay, ahantonareo, ahanton', ahanton-, ahantom-, ahanto-
Past : nahantona, nahantoko, nahantonao, nahantony, nahantontsika, nahantonay, nahantonareo, nahanton', nahanton-, nahantom-, nahanto-
Future : hahantona, hahantoko, hahantonao, hahantony, hahantontsika, hahantonay, hahantonareo, hahanton', hahanton-, hahantom-, hahanto-
Imperative : ahantony

Updated on 2023/01/19