| Entry | ahahy (hahy) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Apetraka mivelatra amin' ny toerana azon' ny masoandro mba ho maina: Ahahazo tsara ny lambanao sao tsy misy hoentinao rahampitso [1.1] | |||||||||
| Used in speaking of something dried in the sun. [1.2] | |||||||||
| To be dried in the sun [1.7] | |||||||||
| Qu'on sèche au soleil [1.8] | |||||||||
| Examples | Ahahy avy hatrany ny lamba voasasa amin' izany.
[2.117] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Quotes | Texts mentioning that word | ||||||||
| Updated on 2023/01/19 |
|