| Entry | ahahaka (hahaka) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Aparitaka: Aza ahahaka ny vary Aely atao fantatry ny olona hatraiza hatraiza: Tsy rabota tokony hahahakaizany vaovao izany Lanina, robarobaina: Nahahany ny harenany ka tonga nahantra fadiranovana izy Alana baraka, haratsina: Nahoana no ahahakao ny fianakavianay? [1.1] | |||||||||
| To be scattered Fig. to be vilified, to be reproached. [1.2] | |||||||||
| To be scattered [1.7] | |||||||||
| Qu'on répand, qu'on éparpille [1.8] | |||||||||
| Examples | Ny azy ireny dia lalainy Fa toy ny lova tsy ahahaka;
[2.436] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/10/18 |
|