| Entry | afokasoka | |
| Part of speech | noun | |
| Elementary words | afo, kasoka | |
| Poti-banja miraikitra amin' ny tendron' ny tahon-kazo kely, izay akasoka amin' ny baoritra misy ankoso-banja koa ka miteraka lelafo vetivety Voan' afokasoka: ny singany tsirairay Tahon' afokasoka: ilay tapany tsy mirehitra Tranon' afokasoka: ny fitoerany [1.1] | ||
| [kasoka, rubbing.] matches. [1.2] | ||
| A match [1.7] | ||
| Allumette [1.8, 1.13] | ||
| Examples | Ny afokasoka rahateo koa moa matetika tsy nisy, otrikafo no natao fitahirizana afo tao an-trano.
[2.472] | |
| Updated on 2023/10/30 |
|