|
|
|
|

Entry afindrafindrao
Part of speech noun
 Dihy malagasy saika iombonan'ny lafivalo: Ny afindrafindrao hatrany no enti-manokatra ny dihy amin'ny koranam-pifaliana [1.62]
 Nom d'une danse malgache [1.5]

Entry afindrafindrao
Part of speech noun
 Fanao mahazatra [1.62]
 Manières habituelles [1.5]

Updated on 2023/06/03