| Entry | afetsaka (fetsaka) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Azera, ahotsaka: Nafetsaky ny orana lahy ny rindrin' ilay tranon-dRabe! Ikapohana: Rotsakazo kely no nafetsako ny adala dia torana izy [1.1] | |||||||||
| To be thrown down. [1.2] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/19 |
|