| Entry | afenina (afina) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Atao tsy hitan' ny olona: Nafenin' ny namany ny satrok' Isambilo ka nitomany ny anao lahy Tanana ho tsiambaratelo: Mbola nafenina aloha ny niambohoan' ny mpanjaka sao mikorontana ny vahoaka Alevina (filaza amin' ny mpanjaka): Rehefa avy nafenina ny Masina, dia niandry izay ho dimbiny ny ambanilanitra [1.1] | |||||||||
| To be hidden, to be concealed, to be put in secret; to be buried, in speaking of a deceased sovereign. [1.2] | |||||||||
| To be concealed [1.7] | |||||||||
| Que l'on cache [1.3, 1.8, 1.5] | |||||||||
| Sur quoi on garde le secret [1.3] | |||||||||
| Qu'on recèle [1.8] | |||||||||
| Examples |
| ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Quotes | Texts mentioning that word | ||||||||
| Updated on 2023/08/11 |
|