| Entry | afelika (felika) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Atao miolaka, misafelika: Nafeliny tany an-damosina ny tanany nitana rotsakazo ka nanatona tsy nanana ahiahy Ikoto [1.1] | |||||||||
| To be made to turn round upon some one or something. [1.2] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Synonyms | asafelika | ||||||||
| Updated on 2023/01/19 |
|