| Entry | afakafaka (afaka) | |
| Part of speech | passive verb | |
| Miala tsikelikely fa mbola tsy tontosa hatramin' ny farany: Efa afakafaka ny ditrany tamin' itỳ taona itỳ [1.62] | ||
| Examples | Mbola nisy rahateo ny tahiry, koa dia afakafaka teny ihany ny fahasahiranana isan-karazany tsy mety tapaka
[2.470] | |
| Updated on 2023/01/19 |
|