|
|
|
|

Entry aera
Part of speech noun
 Karazan' entona iainan' ny zavamananaina rehetra, ka ny fivoivoizan' io entona io no mahatonga ny rivotra: Aera mahamay no fohin' ny miaina, ka indreny ny biby fiompy valabalaka mamonjy alokaloka...(Auguste Rajaonarivelo) [1.1]
 Air [1.13]
Vocabulary 
Examples Ny fameroveron'ny hanitry ny vonim-pibasy nameno ny aera, ka nahataona ny tantely hanatona hitsentsitra ny rano mamy ao anatiny. [2.324]
Analogs  atmosfera ~ rivotra

Entry Aera
Part of speech name (biblical) [Full list]
 Aera, Ara: [2.996]
 Arah [2.996]
 Arah [2.996]
Vocabulary 
Other spellings 

Updated on 2015/01/19