|
|
|
|

Entry adiady (ady)
Part of speech noun
 Fifamalivaliana kely matetika, tsongotsongo teny, fifandrozandrozanana matetika: tsy ilaozan' adiady ireo mpianatra ireo [1.1]
 [duplicatif diminutif] [1.3]
Examples Fo mamelovelon'ny fitadiavan-kanina no mameno ny tratra-keliny, ka adiady madinidinika sy tomany matetitetika no hita amin'izy mianadahy avy [2.470]

Updated on 2023/03/02