|
|
|
|

Entry adalalahy
Part of speech noun
Elementary words adala, lahy
 A clever fellow; anything very strong, and astonishing. [1.2]
 énorme, excellent dans son genre, en bien ou en mal [1.3]
Examples 
1Malain-kanasoa harem-bady ny adalalahy. [2.470]
2Saika ny aiko no niala, hoy ny adalalahy. [1.251]
3Ndrisika, hoy i Kadadra, sady mba nitsetra ny adalalahy, malahelo an'ialahy aho, ry Fandrava. [2.895]

Updated on 2023/12/09