| Entry | adalaina (adala) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Taomina amin' ny fanangolingolena ka ohatra ny atao izay hahavery ny loha: Nadalain' iny tovolahy iny nandritra ny telo volanany zanany vavy Lalaovina, atao fihomehezana: Efa miendrik' adala loatra ny anao lahy amin' ilay volo lavany ka tian' ny olona hadalaina Fetsifetsena, ambakaina: tsy azon' ialahy adalaina intsony aho Ariana andro: Aza adalain' ialahy amin' ny resaka foana eto aho fa tsy vitako ny asako [1.1] | |||||||||
| To be befooled, to be imposed upon, to be deluded. adalana is used in the provinces. [1.2] | |||||||||
| To be made foolish, to be made a fool of [1.7] | |||||||||
| Qu'on dupe [1.3, 1.8] | |||||||||
| Qu'on séduit, à qui on fait perdre la tête, dont on se joue, qu'on importune [1.3] | |||||||||
| De qui on se joue [1.8] | |||||||||
| Examples | Reny fa mbola hadalain' ny kilonga amin' ny andrana sy fitarihana azy am-posy ilay borizanolahy nanatitra azy.
[2.470] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Synonyms | adalana | ||||||||
| Updated on 2024/02/02 |
|