| Entry |
adabo
|
| Part of speech | noun
|
/m:hyperonym>
| | [Taifasy, Taimoro, Taisaka]
amponga
[1.78]
|
| Vocabulary |
|
| Entry |
adabo
|
| Part of speech | noun
|
| | Karazan-kazo lehibe izay fihinana ny voany ary fanao lakana ny vatany; ny raviny kosa nilalaovan' ny ankizy fahizay nataony elo ka avy amin' izany no nahatonga ilay fitenenana hoe:
mielo ravin' adabo, ka na tsy voky ny voany aza mieloelo ny raviny (Ficus cocculifolia) [1.1]
|
| | A tree. There are two kinds: the adabolahy and the
adabovavy; the fruit of both may be eaten in small quantities; that of the former is best, though smallest in size.
If eaten to excess, the fruit is said to cause a vomiting of blood.
The wood of the adabo being light is used in making canoes. Ficus sp.
[1.2]
|
| | [Sakalava]
A large tree [1.2]
|
| | A large tree of the fig family (south and west) [1.7]
|
| | Nom de plusieurs espèces de figuiers et de leurs fruits [1.3]
|
| | Espèce de figuier (sud et ouest) [1.8]
|
| | [Sakalava]
Ficus cocculifolia Baker (Moraceae). Fruits comestibles.
Écorce fournissant une fibre pour cordes et textiles grossiers : latex réputé médicinal.
[1.196]
|
| Vocabulary |
| Scientific name | Ficus cocculifolia |
| Examples |
| 1 | ary dia nananika nitoetra eo am-body ny adabo n' omby izy mirahalahy
[2.48]
|
| 2 | Ary ao ambaniatsimon'ny toby, misy adabo maniry maro maro hiany, an-dohasaha.
[2.59]
|
|
|
| Entry |
Adabo
|
| Part of speech | name (toponym)
|
| Vocabulary |
| Coordinates | -21.8833333, 46.5
-21.5666667, 46.1333333
-21.3666667, 46.7166667
|
| Toponymy | adabo |
|