| Entry | aato (ato) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Ajanona kely fa tsy tohizina; tapahina: Naato ny fivoriana mba hahafahana mifanakalo hevitra [1.1] | |||||||||
| Examples | Haato ny fizotry ny fanomezana ny velaran-tany ahitana ny fihandronam-by ao Soalala;
[4.27] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Synonyms | atoina | ||||||||
| Updated on 2023/01/19 |
|