[hahatonga ] mosary 
eo amin'ny olona.
» Tsy misy fiarovan-tena mba azony atao raha ny kometa no miseho fa dia miandry fotsiny izao mandra-pahatongan’izay hihatra.
Izany rehetra izany ary ny amin'ny finoan’ny fambara, na izay hita eo amin'ny lanitra na izay hita eto ambonin’ny tany, ka tena mampalahelo tokoa ny mbola maizin-tsaina fa mandry be ahiahy.

Toko IX : Ny amin'ny fampianaram-pinoana ny ankizy
1- Ny mpampianatra sy ny fampianarany
Tsy misy mpampianatra voatokana hampianatra ny ankizy ny amin'ny finoana, fa ny ray aman-dreny tsirairay no samy mampianatra ny zanany avy.
Mahate-hidera ny Bara raha ny fahazotoany
hampianatra [ny zanany ]